|
|
|
|

Teny iditra1 am-bava tsy ratsy
Singan-teny  2am-bava, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Il n' est pas méchant en paroles.
7Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles.. [2.415#4718]
Tovy hevitra  8vava tsy ratsy

Fivaditsoratra  9 am-bava tsy ratsy, 10 tsiambaravatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12